FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Natao ny antsapaka ka nahazo anjara ny fokon’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy. Teo anelanelan’ny faritry ny tanin’ny taranak’i Joda+ sy ny an’ny taranak’i Josefa+ ny tany azony.

  • Josoa 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy teo ilay sisin-tany dia nitohy hatrany amin’ny tehezany atsimo amin’i Lozy, izany hoe Betela,+ ka nidina nankany Atarota-adara,+ teo amin’ilay tendrombohitra eo atsimon’i Beti-horona Ambany.+

  • 1 Tantara 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary ny zanany vavy dia i Sera, ilay nanorina an’i Beti-horona Ambany+ sy Ambony+ ary Ozena-sera.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara