11 Naniraka olona ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera+ sy mpandrafitra ary mpanao vato hanaovana rindrina. Dia nanorina trano* ho an’i Davida+ izy ireo.
5Rehefa henon’i Hirama, mpanjakan’i Tyro,+ fa i Solomona no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy, dia naniraka ny mpanompony ho any amin’i Solomona izy. Efa naman’i* Davida hatramin’izay mantsy i Hirama.+