Josoa 4:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo. 20 Ary natsangan’i Josoa tao Gilgala ireo vato 12 nalain’izy ireo avy tao Jordana.+
19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo. 20 Ary natsangan’i Josoa tao Gilgala ireo vato 12 nalain’izy ireo avy tao Jordana.+