-
Mpitsara 15:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa hoy i Samsona tamin’izy ireo: “Tsy afaka ny hanome tsiny ahy kosa ny Filistinina amin’ity indray mandeha ity, raha mamely an-dry zareo aho.”
-
-
1 Samoela 17:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+
-