Mpitsara 3:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Taorian’i Ehoda, dia i Samgara+ zanak’i Anata indray no namonjy ny Israely. Nahavita namono Filistinina 600 lahy+ tamin’ny fanindronana omby+ izy. Mpitsara 15:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Samoela 17:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ary ho fantatr’izay rehetra tafangona eto* fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hataony resinay ianareo rehetra.”+
31 Taorian’i Ehoda, dia i Samgara+ zanak’i Anata indray no namonjy ny Israely. Nahavita namono Filistinina 600 lahy+ tamin’ny fanindronana omby+ izy.
47 Ary ho fantatr’izay rehetra tafangona eto* fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hataony resinay ianareo rehetra.”+