FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 4:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita rehefa maty i Ehoda.+ 2 Navelan’i Jehovah ho resin’i Jabina mpanjakan’i Kanana àry izy ireo.+ Tao Hazora i Jabina no nanjaka, ary i Sisera no lehiben’ny tafiny. Tao Harosetan’ireo firenena* kosa i Sisera no nipetraka.+ 3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny Israelita,+ satria nanana kalesin’ady 900 nisy lelan’antsy*+ i Jabina,* ary nampijaly be azy ireo izy+ nandritra ny 20 taona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara