Eksodosy 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 16:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+Fa i Jehovah kosa no nanao ny lanitra.+ Salamo 97:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Dia izay mirehareha ny amin’ireo andriamaniny tsy misy dikany.+ Miankohofa eo anatrehany,* ry andriamanitra rehetra!+
26 Andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+Fa i Jehovah kosa no nanao ny lanitra.+
7 Ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Dia izay mirehareha ny amin’ireo andriamaniny tsy misy dikany.+ Miankohofa eo anatrehany,* ry andriamanitra rehetra!+