-
1 Samoela 24:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny hikasi-tanana ny tompoko izay voahosotr’i Jehovah, satria tsy ankasitrahan’i Jehovah izany. Tsy hanao an’izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+
-
-
1 Tantara 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ka niteny hoe: ‘Aza mikasika ny voahosotro,
Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.’+
-
-
Salamo 105:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ka niteny hoe: “Aza mikasika an’ireo voahosotro,
Ary aza manisy ratsy an’ireo mpaminaniko.”+
-