-
2 Samoela 15:35, 36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Tsy miaraka aminao any moa i Zadoka sy Abiatara mpisorona? Lazao amin’i Zadoka sy Abiatara mpisorona izay zavatra rehetra henonao avy ao an-tranon’ny mpanjaka.+ 36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Dia asaivo ampitain’izy roa lahy atỳ amiko izay rehetra henonareo.”
-