2 Samoela 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 I Amasa no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa+ dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra, izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba. 2 Samoela 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Teneno koa i Amasa+ hoe: ‘Tsy iray ra amiko moa ianao? Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* raha tsy ianao no hataoko lehiben’ny tafiko manomboka izao, ho solon’i Joaba!’”+
25 I Amasa no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa+ dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra, izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba.
13 Teneno koa i Amasa+ hoe: ‘Tsy iray ra amiko moa ianao? Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* raha tsy ianao no hataoko lehiben’ny tafiko manomboka izao, ho solon’i Joaba!’”+