-
2 Tantara 9:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nitondra volamena avy any Ofira+ ny mpanompon’i Hirama sy ny mpanompon’i Solomona, ary nitondra hazo algoma sy vatosoa koa.+ 11 Ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohatra ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny* mpanjaka,+ ary harpa sy zavamaneno fitendry ho an’ny mpihira.+ Mbola tsy nahitana hoatr’izany mihitsy tany Joda hatramin’izay.
-