-
1 Mpanjaka 10:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nitondra hazo algoma+ maro be sy vatosoa+ avy any Ofira+ koa ny andian-tsambon’i Hirama, izay nitondra volamena avy any Ofira. 12 Ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah sy ho an’ny tranon’ny* mpanjaka, ary harpa sy zavamaneno fitendry ho an’ny mpihira.+ Tsy nisy hazo algoma hoatr’izany intsony tonga tany, na hita tany, hatramin’izao.
-