-
2 Tantara 10:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia hoy ny Israely rehetra, rehefa tsy nety nihaino azy ireo ny mpanjaka: “Inona moa no mba anjaranay any amin’i Davida? Tsy misy lovanay ange any amin’ny zanak’i Jese e! Samia mankany amin’ny andriamaniny avy, ry Israely ô! Karakarao amin’izay ny taranakao, ry Davida ô!”+ Dia nody tany an-tranony* ny Israely rehetra.+
17 Na izany aza, dia mbola nanjaka tamin’ny Israelita nipetraka tany amin’ireo tanànan’i Joda+ ihany i Rehoboama.
-