-
1 Mpanjaka 12:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Rehefa hitan’ny Israely rehetra fa tsy nety nihaino azy ireo ny mpanjaka, dia hoy ny navalin’izy ireo: “Inona moa no mba anjaranay any amin’i Davida? Tsy misy lovanay ange any amin’ny zanak’i Jese e! Samia mankany amin’ny andriamaniny avy, ry Israely ô! Karakarao amin’izay ny taranakao, ry Davida ô!” Dia nody tany an-tranony* avy ny Israely.+ 17 Na izany aza, dia mbola nanjaka tamin’ny Israelita nipetraka tany amin’ireo tanànan’i Joda ihany i Rehoboama.+
-