FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitsara 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary narian’izy ireo ny andriamani-kafa* nivavahany, ka nanompo an’i Jehovah izy ireo.+ Dia tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nahita ny fahorian’ny Israely.+

  • 2 Mpanjaka 14:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa hitan’i Jehovah hoe tena mangidy ny fahoriana nanjo ny Israely.+ Tsy nisy olona tavela mba hanampy ny Israely. Na ireo tsy nisy mpiaro sy ireo osa aza tsy nisy tavela. 27 Efa nampanantena anefa i Jehovah fa tsy hanafoana ny anaran’ny Israely tsy ho etỳ ambanin’ny lanitra.+ Novonjeny tamin’ny alalan’i Jeroboama zanak’i Joasy àry izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara