2 Tantara 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Jotama, toy ny nataon’i Ozia rainy,+ fa izy fotsiny tsy nitsofotsofoka tao amin’ny tempolin’i Jehovah.+ Mbola nanao ratsy ihany anefa ny vahoaka.
2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Jotama, toy ny nataon’i Ozia rainy,+ fa izy fotsiny tsy nitsofotsofoka tao amin’ny tempolin’i Jehovah.+ Mbola nanao ratsy ihany anefa ny vahoaka.