FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Davida tamin’i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ sy Ahimeleka Hetita:+ “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.”

  • 2 Samoela 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Teo koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary nahery nihazakazaka toy ny gazela any an-tsaha i Asahela.

  • 2 Samoela 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nasain’i Davida niainga ny tafiny, ka ny ampahatelony notarihin’i* Joaba,+ ny ampahatelony notarihin’i Abisay+ zanak’i Zeroia+ sady rahalahin’i Joaba, ary ny ampahatelony notarihin’i Itahy+ Gatita. Dia hoy ny mpanjaka tamin’ireo miaramila: “Hiaraka aminareo koa aho.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara