6 Dia hoy i Davida tamin’i Abisay:+ “Mety hampidi-doza antsika mihoatra noho i Absaloma+ i Sheba+ zanak’i Bikry. Ento àry ny mpanompon’ny tomponao ka enjeho izy, sao hiditra any amin’ny tanàna voaro mafy izy ka tsy ho azontsika intsony.”
20 Lasa lehiben’ny miaramila telo hafa i Abisay+ rahalahin’i Joaba.+ Nampiasa ny lefony izy, ka nahafaty 300 lahy. Ary nalaza hoatran’ireo telo lahy ihany izy.+