-
2 Samoela 2:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tsy nety mihitsy anefa izy. Nasian’i Abnera tamin’ny vodilefona àry ny kibony,+ ka niboroaka tao an-damosiny ilay lefona. Dia nianjera teo izy ka maty tsy tra-drano. Ary izay rehetra nandalo teo amin’ilay toerana nianjeran’i Asahela sy nahafatesany, dia nijanona kely teo.
-
-
1 Tantara 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nisy 24 000 ny Israelita tao amin’ny antoko-miaramila tsirairay. Anisan’izy ireo ny lohan’ireo fianakaviambe, ny lehiben’ny arivo, ny lehiben’ny zato,+ ary ny mpifehy izay nanompo ny mpanjaka+ ka nikarakara ny raharaha rehetra momba an’ireo antoko-miaramila. Nifandimby isam-bolana ireo antoko-miaramila ireo nandritra ny volana rehetra amin’ny taona.
-