FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary enga anie i Jehovah hamaly anao noho izay nataonao tamiko,+ fa ny tanako kosa tsy hamely anao!+

  • 1 Samoela 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Enga anie i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao! Dia handinika izy ka hiaro ahy,+ ary hitsara ahy sy hamonjy ahy eo an-tananao.”

  • 1 Samoela 26:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy. Nanolotra anao teo an-tanako mantsy i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety nikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah.+

  • Salamo 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mitsangàna, Jehovah ô, ary asehoy hoe tezitra ianao!

      Mijoroa hanohitra ny fisafoakan’ny fahavaloko;+

      Mifohaza hamonjy ahy, ary asaivo ampiharina ny rariny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara