2 Samoela 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Taorian’izay, dia raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Tamin’izay i Sibekay+ Hosatita no nahafaty an’i Safa, taranaky ny Refaima.+ 1 Tantara 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ireto avy ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafika: Asahela+ rahalahin’i Joaba, Elanana zanak’i Dodo avy any Betlehema,+ 1 Tantara 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Sibekay+ Hosatita, Ely Ahohita,
18 Taorian’izay, dia raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Tamin’izay i Sibekay+ Hosatita no nahafaty an’i Safa, taranaky ny Refaima.+
26 Ireto avy ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafika: Asahela+ rahalahin’i Joaba, Elanana zanak’i Dodo avy any Betlehema,+