FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 24:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tezitra be tamin’ny Israely+ indray i Jehovah, rehefa nisy nampirisika an’i* Davida hahatonga loza tamin’ny Israely ka nilaza taminy hoe: “Mandehana isao+ ny Israely sy ny Joda.”+ 2 Hoy àry ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetra eo amin’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka mba hahafantarako ny isany.” 3 Hoy anefa i Joaba tamin’ny mpanjaka: “Hampitomboin’i Jehovah Andriamanitrao avo 100 heny anie ny isan’ny olona, ary ho hitan’ny mason’ny mpanjaka tompoko anie izany! Fa maninona ny mpanjaka tompoko no te hanao an’izany zavatra izany?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara