FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:41-43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nanokana tanàna telo teny ampita atsinanan’i Jordana i Mosesy,+ tamin’izay fotoana izay. 42 Raha misy olona mahafaty olona tsy nahy nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay,+ dia handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+ 43 Ireto avy izany tanàna izany: I Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba,* no ho an’ny Robenita. I Ramota+ any Gileada no ho an’ny Gadita. Ary i Golana+ any Basana no ho an’ny Manasita.+

  • 1 Tantara 6:77
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 77 Ny sisa tamin’ny Merarita dia nomena an’i Rimono sy ny kijanany, ary Tabara sy ny kijanany. Avy tamin’ny fokon’i Zebolona ireo.+

  • 1 Tantara 6:80
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 80 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Gada dia i Ramota any Gileada sy ny kijanany, Mahanaima+ sy ny kijanany,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara