-
2 Mpanjaka 18:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia nomen’i Hezekia azy ny volafotsy rehetra tao an-tranon’i Jehovah, sy tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’ny* mpanjaka.+ 16 Tamin’izany andro izany no nesorin’i* Hezekia mpanjakan’ny Joda ny varavaran’ny tempolin’i+ Jehovah sy ny tolàna izay efa nopetahany takela-bolamena.+ Dia nomeny ho an’ny mpanjakan’i Asyria izany.
-