Ohabolana 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandray soa be dia be avy amin’izay lazainy* ny olona,+Ary hahazo valisoa izy noho ny asan’ny tanany. Ohabolana 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho vokin’ny teniny* ny kibon’ny olona,+Ary ho vokin’ny teny avoakan’ny molony izy.
14 Mandray soa be dia be avy amin’izay lazainy* ny olona,+Ary hahazo valisoa izy noho ny asan’ny tanany.