Ohabolana 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandray soa be dia be avy amin’izay lazainy* ny olona,+Ary hahazo valisoa izy noho ny asan’ny tanany. Ohabolana 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Handray soa avy amin’izay lazainy* ny olona,+Fa tsy mieritreritra afa-tsy ny hampiasa herisetra kosa ny mpivadika.
14 Mandray soa be dia be avy amin’izay lazainy* ny olona,+Ary hahazo valisoa izy noho ny asan’ny tanany.
2 Handray soa avy amin’izay lazainy* ny olona,+Fa tsy mieritreritra afa-tsy ny hampiasa herisetra kosa ny mpivadika.