1 Samoela 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Fantatr’i Jonatana àry fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+ Ohabolana 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aleo olona tsy mora tezitra+ toy izay lehilahy matanjaka,Ary aleo olona mahafehy tena* toy izay olona mahazo tanàna ho babo.+ Ohabolana 22:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avoakan’ny adala daholo ny hatezerany,*+Fa mahatsindry fo kosa ny hendry.+
33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Fantatr’i Jonatana àry fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+
32 Aleo olona tsy mora tezitra+ toy izay lehilahy matanjaka,Ary aleo olona mahafehy tena* toy izay olona mahazo tanàna ho babo.+