- 
	                        
            
            Jeremia 10:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 Sady adala no tsy misaina daholo izy ireo.+
Fitaka* tanteraka ny zavatra ampianarin’ny hazo.+
9 Nohafarana avy any Tarsisy+ ny volafotsy nofisahina, ary avy any Ofaza ny volamena.
Namboarin’ny mpanao asa tanana sy ny mpanefy ireny.
Kofehy manga sy volonondry volomparasy no nanaovana ny fitafiany.
Asa tanan’olona mahay izy rehetra.
 
 -