-
2 Mpanjaka 15:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tamin’ny taona faha-52 nanjakan’i Azaria mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Peka+ zanak’i Remalia. Ary nanjaka 20 taona izy.
-