- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
30 Dia aza manaiky hotaomin’i Hezekia hatoky an’i Jehovah, rehefa miteny izy hoe: “Tena hamonjy antsika i Jehovah, ary tsy havela ho resin’ny mpanjakan’i Asyria ity tanàna ity.”+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetra ivavahan’ireo firenena no nahavonjy ny taniny teo am-pelatanako? Dia i Jehovah ve dia hahavita hamonjy an’i Jerosalema eto am-pelatanako?”’”+
 
 -