-
2 Mpanjaka 17:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Resin’ny mpanjakan’i Asyria i Samaria,+ tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea. Dia nataony sesitany+ tany Asyria ny vahoakan’Israely, ka napetrany tany Hala sy tany Habora izay eo akaikin’ny reniranon’i Gozana,+ ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+
7 Nitranga izany satria ny vahoakan’Israely nanota tamin’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany Ejipta avy teo ambany fahefan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Nanompo* andriamani-kafa+ izy ireo,
-
-
Hosea 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nivadika tamin’ny fifanekena+ anefa ny vahoakako, hoatran’ny olombelona ihany.
Nivadika tamiko izy ireo tany amin’ny taniny.
-