FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Hisy lavadrano holavahana ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, amin’izany andro izany. Hanadiovana azy ireo ho afaka amin’ny fahotana sy ny fahalotoana izany.+

  • Zakaria 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hisy rano velona+ hikoriana avy ao Jerosalema,+ amin’izany andro izany. Hivarina any amin’ny ranomasina atsinanana*+ ny antsasany, ary ho any amin’ny ranomasina andrefana*+ ny antsasany. Dia ho toy izany rehefa fahavaratra sy ririnina.

  • Apokalypsy 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nampiseho ahy ny reniranon’ny ranon’aina+ izy. Madio mangalahala hoatran’ny vato kristaly izy io, sady nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara