FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ry Jehovah, fanantenan’ny Israely ô!

      Ho menatra izay rehetra mahafoy anao.

      Hosoratana eo amin’ny vovoka ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+

      Noho izy ireo miala amin’i Jehovah, ilay loharanon’ny rano velona.+

  • Ezekiela 47:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Dia nentin’ilay lehilahy niverina teo amin’ny fidirana amin’ny tempoly aho,+ ka nahita rano nikoriana niantsinanana, nivoaka avy teo ambanin’ny tokonan’ilay tempoly.+ Nitodika niantsinanana mantsy ilay tempoly. Nikoriana avy teo ambanin’ny ilany ankavanana amin’ny tempoly, teo atsimon’ny alitara, ilay rano.

  • Joela 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Amin’izany andro izany, dia hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+

      Hisy ronono hikoriana eny amin’ny havoana,

      Ary hisy rano hikoriana eny amin’ny renirano rehetra any Joda.

      Hisy loharano hikoriana avy ao an-tranon’i Jehovah,+

      Ka hanondraka ny Lohasahan’ny* Hazo Akasia.

  • Apokalypsy 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nampiseho ahy ny reniranon’ny ranon’aina+ izy. Madio mangalahala hoatran’ny vato kristaly izy io, sady nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara