FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 74:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsy mahita an’ireo famantarana natao ho anay intsony izahay;

      Tsy misy mpaminany intsony koa,

      Ary tsy misy aminay mahalala hoe haharitra hafiriana izany.

  • Fitomaniana 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nilentika any anaty tany ny vavahadiny.+

      Nosimbany sy nopotehiny ireo bara hidiny.

      Natao sesitany any amin’ireo firenena ny mpanjakany sy ny andrianany.+

      Tsy misy intsony ny lalàna;* ary na ireo mpaminaniny aza tsy mahazo fahitana avy amin’i Jehovah.+

  • Ezekiela 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ry zanak’olona, teneno amin’ireo anti-panahin’ny Israely ireo, hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanontany ahy ve no nahatongavanareo? ‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia tsy hamaly ny fanontanianareo aho.’”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara