FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 80:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Miverena re, ry Andriamanitry ny tafika ô!

      Mijere avy any an-danitra!

      Karakarao ity voaloboka ity,+

      15 Dia ilay foto-boaloboka nambolen’ny tananao ankavanana,+

      Ary tsinjovy ilay solofony* izay nohatanjahinao ho anao.+

      16 Kilan’ny afo+ ilay izy sady voakapa.

      Ringana izy ireo noho ny anatra mafy nataonao.*

  • Isaia 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Toy ny vodivary levon’ny lelafo,

      Sy toy ny ahitra maina mikarainkona rehefa main’ny afo,

      Dia ho lo koa ny fakan’izy ireo,

      Sady hiparitaka hoatran’ny vovoka ny felany.

      Tsy niraharaha ny lalàn’i* Jehovah Tompon’ny tafika mantsy izy ireo,

      Sady tsy nanaja ny tenin’Ilay Masin’ny Israely.+

  • Jeremia 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hanampatra ny hatezerako sy hisafoaka amin’ity toerana ity aho,+ sy amin’ny olona sy ny biby sy ny hazo eny an-tsaha ary amin’ny vokatry ny tany. Hirehitra tokoa ny fahatezerako ka tsy hovonoina.’+

  • Ezekiela 20:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Lazao amin’ny ala any atsimo hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah. Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Handrehitra afo eo aminareo aho,+ ka ho levon’ny afo ny hazo rehetra mbola maitso sy ny hazo maina rehetra eo aminareo. Tsy hovonoina izany afo miredareda izany,+ ka ho may daholo ny tarehy rehetra, hatrany atsimo ka hatrany avaratra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara