-
Ezekiela 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Raha mampitandrina ny olo-marina anefa ianao hoe aza manota, ka tsy manota tokoa izy, dia azo antoka hoe ho velona izy satria efa nampitandremanao,+ ary ho voavonjinao koa ny ainao.”
-
-
Ezekiela 33:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Ry zanak’olona, lazao amin’ny zanaky ny firenenao hoe: ‘Tsy hahavonjy ny olo-marina ny zavatra tsara nataony,+ raha lasa mikomy izy. Tsy hahafaty ny ratsy fanahy koa ny zava-dratsy nataony, raha miala amin’ny fanaony izy.+ Ary tsy hahavonjy ny olo-marina ny zavatra tsara nataony, amin’ny andro anotany.+
-
-
Ezekiela 33:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Fa raha miala amin’ny ratsy fanaony ny ratsy fanahy, ka manao ny rariny sy ny hitsiny, dia ho velona izy satria nanao an’izany.+
-