-
1 Mpanjaka 8:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 ary mamelà ny heloky ny vahoakanao izay nanota taminao sy ny fahadisoana rehetra nataony taminao. Hataonao miantra azy ny mpamabo azy ka hangoraka+ azy izy ireo
-
-
Ezekiela 18:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “‘Fa raha miala amin’ny fahotana rehetra nataony ny ratsy fanahy, ka manaraka ny lalàko sady manao ny rariny sy ny hitsiny, dia azo antoka hoe ho velona izy fa tsy ho faty.+
-