-
Isaia 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mba avelao aho hampahafantatra anareo hoe
Inona no hataoko amin’ny tanimboaloboko:
Hesoriko ny fefiny,
Dia hodorana ilay tanimboaloboka.+
Harodako ny tamboho vatony,
Ary hohitsakitsahina ilay izy.
-
-
Ezekiela 15:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatran’ilay tahon’ny voaloboka maniry any an’ala, izay natsipiko tao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko hoatr’izany koa ny mponin’i Jerosalema.+
-