FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+

      22 “Aza mampijaly ny vehivavy maty vady na ny kamboty ray.+

  • Salamo 82:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Arovy* ny madinika sy ny kamboty ray.+

      Omeo rariny ny olona tsy misy mpiaro sy ny tsy manana na inona na inona.+

  • Isaia 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+

      Anaro ny mpampijaly,

      Arovy ny zon’ny kamboty ray,

      Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara