-
Ezekiela 32:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
‘Hamely anao ny sabatry ny mpanjakan’i Babylona.+
12 Hataoko matin’ny sabatra ny vahoakanao, dia ny sabatry ny miaramila matanjaka.
Firenena faran’izay tsy miantra olona no niavian’izy rehetra.+
Haetrin’izy ireo i Ejipta fa mirehareha, ary haripany daholo ny vahoakany.+
-