-
2 Mpanjaka 15:32-34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda. 33 Ary 25 taona i Jotama tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka izy io.+ 34 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Jotama, toy ny nataon’i Ozia rainy.+
-