FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Amin’izany andro izany, dia mbola hanolotra ny tanany fanindroany i Jehovah, mba hamerenana an’izay sisa tavela amin’ny vahoakany avy any Asyria+ sy Ejipta+ sy Patrosa+ sy Kosy+ sy Elama+ sy Sinara* sy Hamata ary avy any amin’ireo nosin-dranomasina.+ 12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy, ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra izay niely tamin’ny mponin’i Joda.+

  • Isaia 60:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Iza ireny miara-manidina hoatran’ny rahona ireny,

      Hoatran’ny voromailala manidina mankeny amin’ny tranony?*

       9 Fa hanantena ahy ireo nosy.+

      Ny sambon’i Tarsisy no anisan’ny hitarika*

      Mba hitondra ny zanakao lahy avy any lavitra any.+

      Hitondra ny volafotsiny sy ny volamenany ny zanakao,

      Mba hiderana ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao sy Ilay Masin’ny Israely.

      Homeny voninahitra* mantsy ianao.+

  • Zakaria 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoentiko miverina avy any Ejipta izy ireo,

      Ary hangoniko avy any Asyria.+

      Hoentiko ho any Gileada+ sy Libàna izy ireo,

      Ary na any aza dia tsy hisy toerana ho antonona azy rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara