FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Na ny Joda koa aza tsy nankatò ny didin’i Jehovah Andriamaniny.+ Nanaraka ny fombafomba fanaon’ny Israely izy ireo.+

  • Jeremia 2:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hoy anefa ianao: ‘Tsy manan-tsiny aho,

      Ka azo antoka fa tsy ho tezitra amiko intsony izy.’

      Hampihatra ny didim-pitsarako aminao tokoa anefa aho izao,

      Noho ianao nilaza hoe: ‘Tsy nanota aho.’

  • Hosea 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry vahoakan’Israely,

      Fa miady amin’ny mponin’ity tany ity any amin’ny fitsarana i Jehovah,+

      Satria tsy misy manao ny marina eto, na maneho fitiavana sy tsy mivadika, na mahalala an’Andriamanitra.+

  • Mika 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Henoy ny adin’i Jehovah any amin’ny fitsarana, ry tendrombohitra,

      Sy ianareo fototra mafy iorenan’ny tany!+

      Fa miady amin’ny vahoakany any amin’ny fitsarana i Jehovah,

      Ary toriny ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara