-
Zefania 1:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Akaiky ny andro lehiben’i Jehovah.+
Efa akaiky izy io, sady manatona haingana be.*+
Ho andro mangidy ilay andron’i Jehovah.+
Hitomany mafy ny miaramila, amin’izay fotoana izay.+
15 Andron’ny hatezerana izany,+
Andron’ny fahoriana sy fijaliana,+
Andro hisian’ny rivo-mahery sy fandravana,
Andro maizina sy manjombona,+
Andro mandrahona sady maizim-pito,+
-