21 Ho masina ny vilany* rehetra any Jerosalema sy Joda sady ho lasa fananan’i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hiditra izay rehetra manao sorona ka hahandro hena amin’ireny. Amin’izany andro izany, dia tsy hisy Kananita* intsony ao an-tranon’i Jehovah Tompon’ny tafika.”+