Fitomaniana 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mifalia sy miravoravoa, ry zanakavavin’i Edoma+ mipetraka any Oza. Homena anao koa anefa ilay kaopy,+ ka ho mamo ianao ary hiboridana.+
21 Mifalia sy miravoravoa, ry zanakavavin’i Edoma+ mipetraka any Oza. Homena anao koa anefa ilay kaopy,+ ka ho mamo ianao ary hiboridana.+