Salamo 35:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Sokafan’izy ireo be ny vavany mba hiampangana ahy,Ka hoy izy ireo: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.” 22 Hitanao izany Jehovah ô, ka aza mangina fotsiny.+ Jehovah ô, aza mijanona lavitra ahy.+
21 Sokafan’izy ireo be ny vavany mba hiampangana ahy,Ka hoy izy ireo: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.” 22 Hitanao izany Jehovah ô, ka aza mangina fotsiny.+ Jehovah ô, aza mijanona lavitra ahy.+