Isaia 40:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manamboatra sampy* ny mpanao asa tanana,Ary mametaka takela-bolamena+ eo amin’ilay izy ny mpanefy,Sady manefy rojo volafotsy. Isaia 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bolany,Dia mandanja volafotsy amin’ny mizana. Manakarama mpanefy izy ireo, ka amboariny ho lasa andriamanitra ilay volafotsy.+ Dia miondrika izy ireo, ary mivavaka* aminy.+
19 Manamboatra sampy* ny mpanao asa tanana,Ary mametaka takela-bolamena+ eo amin’ilay izy ny mpanefy,Sady manefy rojo volafotsy.
6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bolany,Dia mandanja volafotsy amin’ny mizana. Manakarama mpanefy izy ireo, ka amboariny ho lasa andriamanitra ilay volafotsy.+ Dia miondrika izy ireo, ary mivavaka* aminy.+