-
Nomery 5:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Omeo baiko ny Israelita hoe avoahy eny ivelan’ny toby daholo izay olona boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.+ 3 Avoahy izy ireny, na lahy na vavy. Avoahy eny ivelan’ny toby ireny mba tsy handotoany+ ny toby, satria mipetraka eo amin’ny vahoaka ao amin’ny toby aho.”+
-
-
Nomery 19:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Haloto fito andro izay mikasika fatin’olona.+
-