-
Matio 19:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Taorian’ny nilazan’i Jesosy an’izany, dia niala tao Galilia izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana.+
-
-
Lioka 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia lasa izy ireo nitety an’ilay faritra ka nandeha isan-tanàna, nitory ny vaovao tsara sy nanasitrana teny rehetra teny.+
-